Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 12:30 Malagasy Bible (MG1865)

Manana fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana va izy rehetra? Miteny amin'ny fiteny tsy fantatra va izy rehetra? Mandika teny va izy rehetra?

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 12

Jereo 1 Korintiana 12:30 amin'ny teny manodidina.