Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 12:24 Malagasy Bible (MG1865)

fa tsy mila izany ny efa misy haja rahateo amin'ny momba ny tenantsika. Fa tamin'ny nanamboaran'Andriamanitra ny tena, dia izay kely voninahitra no nomeny voninahitra bebe kokoa,

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 12

Jereo 1 Korintiana 12:24 amin'ny teny manodidina.