Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 11:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ny lehilahy dia tokony tsy hisaron-doha, satria endrika sy voninahitr'Andriamanitra izy; fa ny vehivavy kosa no voninahitry ny lehilahy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 11

Jereo 1 Korintiana 11:7 amin'ny teny manodidina.