Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 11:27 Malagasy Bible (MG1865)

Koa na zovy an zovy no mihinana ny mofo sy misotro amin'ny kapoaky ny Tompo amin'ny fanahy tsy mendrika, dia ho meloka ny amin'ny tena sy ny ran'ny Tompo izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 11

Jereo 1 Korintiana 11:27 amin'ny teny manodidina.