Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 11:23 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izaho efa nandray tamin'ny Tompo izay natolotro anareo kosa, fa Jesosy Tompo tamin'iny alina iny izay namadihana Azy, dia nandray mofo,

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 11

Jereo 1 Korintiana 11:23 amin'ny teny manodidina.