Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 10:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary aoka tsy ho mpanompo sampy ianareo tahaka ny sasany amin'ireny, araka ny voasoratra hoe: Ny olona nipetraka hihinana sy hisotro, dia nitsangana hilalao (Eks. 32. 6).

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 10

Jereo 1 Korintiana 10:7 amin'ny teny manodidina.