Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 1:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary mananatra anareo aho, ry rahalahy, amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hiray teny ianareo rehetra, ka tsy hisy fisarahana eo aminareo, fa mba ho tafakambana tsara ianareo hiray saina sy hevitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 1

Jereo 1 Korintiana 1:10 amin'ny teny manodidina.