Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 1:1-2 Malagasy Bible (MG1865)

1. Paoly, voantso ho Apostolin'i Jesosy Kristy noho ny sitrapon'Andriamanitra, ary Sostena rahalahy,

2. mamangy ny fiangonan'Andriamanitra any Korinto, dia izay nohamasinina ao amin'i Kristy Jesosy, olona voantso sady masina, mbamin'izay rehetra miantso ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika eny amin'ny tany rehetra, dia azy sy antsika:

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 1