Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Jaona 5:16 Malagasy Bible (MG1865)

Raha misy mahita ny rahalahiny manao ota tsy mahafaty, dia aoka hifona ho azy izy, ary Andriamanitra no hanome azy fiainana ho an'izay manao ota tsy mahafaty. Misy ota mahafaty; tsy mba lazaiko fa tokony hangataka ny amin'izany izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 5

Jereo 1 Jaona 5:16 amin'ny teny manodidina.