Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Jaona 4:20 Malagasy Bible (MG1865)

Raha misy manao hoe: Tia an'Andriamanitra aho, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga izy; fa izay tsy tia ny rahalahiny izay hitany, hataony ahoana no fitia an'Andriamanitra Izay tsy hitany?

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 4

Jereo 1 Jaona 4:20 amin'ny teny manodidina.