Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Jaona 4:10 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no fitiavana: tsy ny nitiavantsika an'Andriamanitra fa ny nitiavany antsika, ka nirahiny ny Zanany ho avotra'noho ny fahotantsika.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 4

Jereo 1 Jaona 4:10 amin'ny teny manodidina.