Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Jaona 4:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin'Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin'izao tontolo izao.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 4

Jereo 1 Jaona 4:1 amin'ny teny manodidina.