Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Jaona 3:8 Malagasy Bible (MG1865)

Izay manota dia avy amin'ny devoly, satria ny devoly manota hatramin'ny voalohany. Izao no nisehoan'ny Zanak'Andriamanitra, dia ny handrava ny asan'ny devoly.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 3

Jereo 1 Jaona 3:8 amin'ny teny manodidina.