Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Jaona 3:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ry malala, ankehitriny aza dia zanak'Andriamanitra isika, nefa tsy mbola naseho izay ho toetsika rahatrizay. Fantatsika fa raha hiseho Izy, dia ho tahaka Azy isika, fa ho hitantsika Izy, dia izay tena endriny tokoa.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 3

Jereo 1 Jaona 3:2 amin'ny teny manodidina.