Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Jaona 3:15 Malagasy Bible (MG1865)

Izay rehetra mankahala ny rahalahiny dia mpamono olona; ary fantatrareo fa tsy mba misy mpamono olona manana fiainana mandrakizay mitoetra ao anatiny.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 3

Jereo 1 Jaona 3:15 amin'ny teny manodidina.