Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Jaona 2:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny aminareo, dia izay efa renareo hatramin'ny voalohany no aoka hitoetra ao anatinareo. Raha mitoetra ao anatinareo izay efa renareo hatramin'ny voalohany, dia hitoetra ao amin'ny Zanaka sy ny Ray kosa ianareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 2

Jereo 1 Jaona 2:24 amin'ny teny manodidina.