Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Jaona 2:18 Malagasy Bible (MG1865)

Rankizy, izao no ora farany, ary tahaka ny efa renareo fa ho avy ny antikristy, sady maro no antikristy efa tonga sahady; koa izany no ahafantarantsika fa izao no ora farany.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 2

Jereo 1 Jaona 2:18 amin'ny teny manodidina.