Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Jaona 2:16 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny zavatra rehetra eo amin'izao tontolo izao, dia ny filan'ny nofo sy ny filan'ny maso ary ny rehaka momba izao fiainana izao, dia tsy avy amin'ny Ray, fa avy amin'izao tontolo izao ihany.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 2

Jereo 1 Jaona 2:16 amin'ny teny manodidina.