Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Jaona 2:14 Malagasy Bible (MG1865)

Nanoratra taminareo ray aho, satria efa nahalala Ilay hatramin'ny voalohany ianareo. Nanoratra taminareo zatovo aho, satria mahery ianareo, ary mitoetra ao anatinareo ny tenin'Andriamanitra, sady efa naharesy ilay ratsy ianareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 2

Jereo 1 Jaona 2:14 amin'ny teny manodidina.