Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Jaona 2:13 Malagasy Bible (MG1865)

Manoratra aminareo ray aho, satria efa mahalala Ilay hatramin'ny voalohany ianareo. Manoratra aminareo zatovo aho, satria efa naharesy ilay ratsy ianareo. Nanoratra taminareo ankizy madinika aho satria efa mahalala ny Ray ianareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 2

Jereo 1 Jaona 2:13 amin'ny teny manodidina.