Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Jaona 1:9 Malagasy Bible (MG1865)

Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 1

Jereo 1 Jaona 1:9 amin'ny teny manodidina.