Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zefania 3:7 Malagasy Bible (MG1865)

Hoy Izaho: Hatahotra Ahy tokoa ianao ka hino anatra, Dia tsy ho rava ny fonenanao, Araka izay rehetra voatendriko hamelezana anao; Kanefa nifoha maraina koa izy ka nanao Izay ratsy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Zefania 3

Jereo Zefania 3:7 amin'ny teny manodidina.