Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zefania 3:19 Malagasy Bible (MG1865)

Indro, hasiako amin'Izany andro izany izay rehetra nampahory anao; Hovonjeko ny mandringa, ary hovoriko ny noroahina, Eny, hataoko ho fiderana sy ho anarana ireny izay efa nitondra henatra tany amin'ny tany rehetra.

Vakio ny toko manontolo Zefania 3

Jereo Zefania 3:19 amin'ny teny manodidina.