Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zefania 3:14 Malagasy Bible (MG1865)

Mihobia, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Isiraely; Mifalia sy miravoravoa amin'ny fonao rehetra, ry Jerosalema zanakavavy.

Vakio ny toko manontolo Zefania 3

Jereo Zefania 3:14 amin'ny teny manodidina.