Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zefania 1:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary amin'izany andro izany dia hotsiloviko amin'ny jiro Jerosalema, Ka hovaliako ny olona izay efa lefy ao amin'ny faikany, Dia izay manao anakampo hoe: Sady tsy hanao soa Jehovah no tsy hanao ratsy.

Vakio ny toko manontolo Zefania 1

Jereo Zefania 1:12 amin'ny teny manodidina.