Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zefania 1:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ny tenin'i Jehovah, izay tonga tamin'i Zefania, zanak'i Kosy, zanak'i Gedalia, zanak'i Amaria, zanak'i Hezekia, tamin'ny andro nanjakan'i Josia, zanak'i Amona, mpanjakan'ny Joda.

Vakio ny toko manontolo Zefania 1

Jereo Zefania 1:1 amin'ny teny manodidina.