Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 9:5 Malagasy Bible (MG1865)

Askelona hahita izany ka ho raiki-tahotra, Gaza koa, ka ho toran-kovitra indrindra, Ary Ekrona, fa ho tonga henatra ny fanantenany; Tsy hisy mpanjaka intsony ao Gaza, Ary Askelona tsy honenana.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 9

Jereo Zakaria 9:5 amin'ny teny manodidina.