Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 8:9 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Aoka hatanjaka ny tananareo izay mandre izany teny izany amin'izao andro izao avy amin'ny vavan'ny mpaminany, izay teo tamin'ny andro nanaovana ny fanorenan'ny tranon'i Jehovah, Tompon'ny maro, dia ny nanaovana ny tempoly.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 8

Jereo Zakaria 8:9 amin'ny teny manodidina.