Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 8:2 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Saro-piaro dia saro-piaro an'i Ziona Aho, eny, saro-piaro azy amin'ny fahatezerana mafy Aho.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 8

Jereo Zakaria 8:2 amin'ny teny manodidina.