Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 8:12 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hisy vokatry ny fiadanana, ny voaloboka hamoa, ary ny tany hahavokatra, ary ny lanitra hampilatsaka ny andony, ary ny sisa amin'ity firenena ity no hampandovaiko izany rehetra izany.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 8

Jereo Zakaria 8:12 amin'ny teny manodidina.