Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 7:5 Malagasy Bible (MG1865)

Lazao amin'ny vahoaka rehetra amin'ny tany sy amin'ny mpisorona hoe: Raha nifady hanina sy nitomany tamin'ny volana fahadimy sy ny fahafito tamin'izao fito-polo taona izao, ianareo moa nifady ho Ahy va ianareo?

Vakio ny toko manontolo Zakaria 7

Jereo Zakaria 7:5 amin'ny teny manodidina.