Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 7:12 Malagasy Bible (MG1865)

Eny, nanao ny fony ho mafy,toy ny diamondra Izy, mba tsy hihaino ny lalàna sy ny teny izay nampitondrain'ny Fanahin'i Jehovah, Tompon'ny maro, holazain'ny mpaminany fahiny, ka dia tonga izay fahatezerana mafy avy tamin'i Jehovah, Tompon'ny maro,

Vakio ny toko manontolo Zakaria 7

Jereo Zakaria 7:12 amin'ny teny manodidina.