Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 3:8 Malagasy Bible (MG1865)

Koa mihainoa, ry Josoa mpisoronabe, dia ianao sy ny namanao izay mipetraka eo anoloanao; fa olona atao fahagagana ireo; fa, indro, ho entiko Rantsana Mpanompoko.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 3

Jereo Zakaria 3:8 amin'ny teny manodidina.