Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 3:4 Malagasy Bible (MG1865)

Dia namaly Jehovah ka nilaza tamin'izay nitsangana teo anoloany hoe: Esory aminy ny fitafiana maloto. Ary hoy koa Izy taminy: Indro, efa nesoriko ny helokao, ary hampiakanjoiko akanjo fihaingoana ianao.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 3

Jereo Zakaria 3:4 amin'ny teny manodidina.