Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 3:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jehovah tamin'i Satana: Hananatra anao anie Jehovah, ry Satana; eny, Jehovah Izay nifidy an'i Jerosalema anie hananatra anao; tsy forohana nosarihana tamin'ny afo va ity?

Vakio ny toko manontolo Zakaria 3

Jereo Zakaria 3:2 amin'ny teny manodidina.