Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 14:20 Malagasy Bible (MG1865)

Amin'izany andro izany dia hisy ao amin'ny famohamandrin-tsoavaly manao hoe: HAMASININA HO AN'I JEHOVAH; ary ny vilany ao an-tranon'i Jehovah ho tahaka ny lovia famafazana eo- anoloan'ny alitara.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 14

Jereo Zakaria 14:20 amin'ny teny manodidina.