Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 14:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izao no areti-mandringana hamelezan'i Jehovah ny firenena rehetra izay efa nanafika an'i Jerosalema: Hataony mihalevona am-pitsanganana ny nofony, ary hihalevona eo amin'ny itoerany ny masony, ary ny lelany koa hihalevona ao am-bavany.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 14

Jereo Zakaria 14:12 amin'ny teny manodidina.