Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 13:1 Malagasy Bible (MG1865)

Amin'izany andro izany dia hisy loharano voasokatra ho an'ny taranak'i Davida sy ho an'ny mponina any Jerosalema hanafaka fahotana sy fahalotoana.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 13

Jereo Zakaria 13:1 amin'ny teny manodidina.