Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 12:8 Malagasy Bible (MG1865)

Amin'izany andro izany dia harovan'i Jehovah ny mponina any Jerosalema; ary izay mila ho reraka ao aminy aza amin'izany andro izany dia ho tahaka an'i Davida; ary ny taranak'i Davida ho tahaka an'Andriamanitra, dia tahaka Ilay Anjelin'i Jehovah eo anoloany.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 12

Jereo Zakaria 12:8 amin'ny teny manodidina.