Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 12:4 Malagasy Bible (MG1865)

Amin'izany andro izany, hoy Jehovah, dia hamely ny soavaly amin'ny fahaverezan-kevitra Aho, ary ny mpitaingina azy amin'ny fahadalana, hampihiratra ny masoko amin'ny taranak'i Joda Aho ary hamely ny soavaly rehetra izay an'ny firenena amin'ny fahajambana.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 12

Jereo Zakaria 12:4 amin'ny teny manodidina.