Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 12:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary haidiko amin'ny taranak'i Davida sy amin'ny mponina any Jerosalema ny fanahin'ny fahasoavana sy ny fifonana, ka hijery Ahy Izay nolefoniny izy, ary hisaona Azy toy ny fisaonana zanakalahy tokana izy sady halahelo Azy toy ny fahalahelovan'ny olona ny lahimatoany.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 12

Jereo Zakaria 12:10 amin'ny teny manodidina.