Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 11:9 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Izaho: Tsy hiandry anareo Aho: izay ho faty dia aoka ho faty, ary izay ho ringana dia aoka ho ringana, ary ny sisa dia aoka samy hihinana ny nofon'ny namany avy.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 11

Jereo Zakaria 11:9 amin'ny teny manodidina.