Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 11:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jehovah tamiko: Atsipazo amin'ny mpanefy tanimanga izany vola be nanombanany Ahy izany! Dia noraisiko ny sekely volafotsy telo-polo ka natsipiko tamin'ny mpanefy tanimanga tao an-tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 11

Jereo Zakaria 11:13 amin'ny teny manodidina.