Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Zakaria 10:6 Malagasy Bible (MG1865)

Hampahery ny taranak'i Joda Aho, Ary ny taranak'i Josefa hovonjeko ka hampodiko, Satria mamindra fo aminy Aho, Ka ho toy izay tsy nariako izy; Fa Izaho no Jehovah Andriamaniny ka hihaino azy.

Vakio ny toko manontolo Zakaria 10

Jereo Zakaria 10:6 amin'ny teny manodidina.