Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Tonon-Kiran'i Solomona 7:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ny vozonao dia tahaka ny tilikambo ivory; Ny masonao dia tahaka ny kamory any Hesbona, dia eo am-bavahadin'ny tanàna be olona; Ny oronao dia tahaka ny tilikambo any Libanona, izay manandrify an'i Damaskosy.

Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 7

Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 7:5 amin'ny teny manodidina.