Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Tonon-Kiran'i Solomona 6:9 Malagasy Bible (MG1865)

Fa iray monja kosa no voromailalako, dia ilay ahy tsy misy kilema, vavy tokan-dreniny sady tsongaina amin'izay naterany. Ny zazavavy nahita azy ka nanao azy ho sambatra, eny, ny mpanjakavavy sy ny vaditsindrano, ka nidera azy.

Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 6

Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 6:9 amin'ny teny manodidina.