Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Tonon-Kiran'i Solomona 5:2 Malagasy Bible (MG1865)

Natory aho, nefa nahatsiaro ihany ny foko; Injay! ny feon'ny malalako, izay mandondòna ka manao hoe: Vohay aho, ry havako ampakariko, Ry voromailalako, ilay ahy tsy misy kilema; Fa vonton'ando ny lohako, Ny voloko milantolanto dia kotsan'ny andon'ny alina.

Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 5

Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 5:2 amin'ny teny manodidina.