Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Tonon-Kiran'i Solomona 2:7 Malagasy Bible (MG1865)

Mampianiana anareo amin'ny gazela na amin'ny dieravavy any an-tsaha aho, ry zanakavavin'i Jerosalema: Aza manaitra na mamoha ny fitiavana raha tsy efa sitrapony.

Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 2

Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 2:7 amin'ny teny manodidina.