Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 87:1-3 Malagasy Bible (MG1865)

1. Salamo nataon'ny Koraita. Tonon-kira. Ny naorin'i Jehovah dia ao an-tendrombohitra masina;

2. Ny vavahadin'i Ziona dia tian'i Jehovah mihoatra noho ny fonenana rehetra izay an'i Jakoba.

3. Zava-malaza no anambarana anao Ry tanànan'Andriamanitra

Vakio ny toko manontolo Salamo 87