Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Salamo 81:7 Malagasy Bible (MG1865)

Fony azom-pahoriana ianao, dia niantso Ahy, ka namonjy anao Aho; namaly anao tao amin'ny fiafenan'ny kotrokorana Aho, ary nizaha toetra anao tao amin'ny ranon'i Meriba.

Vakio ny toko manontolo Salamo 81

Jereo Salamo 81:7 amin'ny teny manodidina.